|
|
|
|

Teny iditra1 fametsovetso
Fototeny  2vetsovetso
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa amin' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny.
5Azo vetsovetsoina. [1.1]
Tovy hevitra  6fivetsovetso

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12