|
|
|
|

Teny iditra1 fametsivetsena
Fototeny  2vetsivetsy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Ody manome fahaiza-miteny na mihira mba hanangolingolena olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5[Rel.
6s.
7from mametsivetsy (vetsivetsy).] A charm used to render a person a good speaker in public assemblies.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8(de vetsivetsy : localité, facilité d'élocution).
9Talisman censé donner l'éloquence, qualité estimée d'une grande importance dans une civilisation essentiellement verbale.
10Préparation qu'on fait absorber à celui qui va prononcer un discours, au candidat à un examen, etc.. [Merina, Sakalava] [1.196]
Ohatra  11 ... ny fomban'ny fisotroana fametsivetsena sy ny tetika fito sy ny famohazana sy ny fanokoana... [2.296]
Voambolana  12 Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13