|
|
|
|

Teny iditra1 fametraka
Fototeny  2petraka
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mametraka.
5Azo apetraka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Celui ou ce qui mérite d’être placé, manière de placer. [1.3#484]
Ohatra  7 Ny hara dia vata kely fametrahana zava-masina fahiny, nanerana an'Ankay), izany Angabe izany no fametraka anaty hara. [2.245#]
8 Angamba fomba hafa no tokony ho fametraka ny fanontaniana : afaka nanohitra ny fanilikilihana ve ny Fiangonana, tamin' ny alalan' ny fomba hafa noho ny fiaraha-mitoetra tamin' izay nailikilika mba hiverenan' ny hasiny ary mba hahazoany toerana indray ao amin' ny fiarahamonina? [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12