|
|
|
|

Teny iditra1 fametavetana
Fototeny  2vetaveta
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanazimbazimbana zava-masina, fanalam-baraka. [1.1]
Ohatra  5 Nahatonga an' i Gosse nirehareha fatratra izany ka nanjary sahisahy foana izy ka nahavita hatramin' ny fandrobana sy fametavetana ny fasan-dRamaromanompo. [2.508#]
6 Ny olona iasako kosa dia ireo olona voatondro ho nanao hadalana sy hadisoana teo amin' ny fiainana toy ny fisolokiana, fametavetana, halatra, vonoan' olona. [2.445#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12