|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fametana
Fototeny  2feta
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanentsenana lavaka amin' ny feta. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 fametana
Fototeny  6veta
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Fanaratsiana, fanosoran-dratsy, fanosoram-potaka, fanazimbana, fandotoana. [1.1]

Fivaditsoratra  9 fametana, 10 menafata

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12