|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fametahana |
| Fototeny | 2petaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandraiketana (sary, taratasy...) amin' ny rindrina..., fanditiana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5pose.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Tsy inona izany fitsaboana izany, fa fametahana taila.
[2.472#]
7 Ary ny mitohy temitra dia ny fametahana temitra vaovao amin' ny trano hanaovana ny famorana ny Zanakandriana. [2.508#] |
| Voambolana | 8 Haitao |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 fametahana, 11 hatafamena, 12 manatefaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|