|
|
|
|

Teny iditra1 fameta
Fototeny  2veta
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mameta, manazimba, mandoto, manala baraka.
5Azo vetaina: Ny zava-masina tsy mba fameta. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fameta, 7 Mefata

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12