|
|
|
|

Teny iditra1 famesatra
Fototeny  2vesatra
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamesatra, mampitondra enta-mavesatra olona.
5Azo vesarina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Celui qu'on peut charger, manière de charger. [1.3#829]

Fivaditsoratra  7 famesatra, 8 Mesfarata

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12