|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famerenana |
| Fototeny | 2verina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanaovana indray: Noho ny fangatahan' ny be sy ny maro, dia hanao famerenana ilay fampisehoana "Sangy mahery" ny mpilalao.
5Kado na fahafoizana omen' ny tompon-trosa na ny mpivarotra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[Rel.
7s. 8from mamerina (verina).] A gift or present returned to a person on paying money; luck.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Cadeau ou remise faite par un créancier ou par un marchand.
[1.3#141] 10L’action de rendre, de rapporter, de redire, de ramener, le temps, le lieu. [1.3#828] 11rappel. [1.13] |
| Ohatra |
12 Natomboka tany am-pianarana ny famerenana azy tsy jerena.
[2.332#11]
13 efa misy famintinana sy fanontaniana hahamora ny fitadiavana sy ny famerenana; [2.113#3] 14 ny fanovàna ny fepetra mikasika ny famerenana trosan' haba amin' ny tataom-bidy. [1.384#] |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 famerenana, 17 fanemerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|