|
|
|
|

Teny iditra1 fameperana
Fototeny  2pepetra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanafatrafarana, fandidiana: Tsy mitsahatra ny fameperan-dreniny an' ireo voalavo kely roa lahy mba tsy hivoaboaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5La recommandation, l’injonction, la commission. [1.3#483]
Ohatra  6 Raisin' ny Fanjakana ho adidy ny fandraisana ny fepetra ilaina amin' ny fampandrosoana ara-tsaina ny isam-batan' olona ka tsy misy fameperana afa-tsy ny fahaizan' ny tsirairay. [1.320#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12