|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famelana |
| Fototeny | 2vela |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanajanonana, fandaozana: Eto no famelana ny fahazaran-dratsy rehetro raha te handroso amin' ny fiainan' ny mpivady marina ianao.
5Fanomezan-dalana: Avy aiza no nahazoanao famelana handeha eran' ny sahako?. 6Famindrana fo: Mangata-pamelana, tompoko, fa diso. [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|