|
|
|
|

Teny iditra1 famelabelarana
Fototeny  2velabelatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fizarana lehibe indrindra ao anaty famakafakana lohahevitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5développement. [1.13]
Ohatra  6 Tsy nanao famelabelarana antsipiriany isika [2.245#176]
7 Manaraka ny fanolorana dia mandeha ny famelabelarana sy ny fanazavana ilay lohahevitra [2.606#121]
8 Ataoko fa azonareo ny famelabelarana ny toe-draharaha any Antananarivo, nataoko tamim-pahiratan-tsaina tokoa [2.270#44]
Kamban-teny rehetra  9famelabelaran-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08