|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fambonoka |
| Fototeny | 2bonoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mambonoka, mandrakotra lamba mba hanafanana.
5Azo bonohina, azo rakofana mba hafana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Qu’on peut recouvrir, manière de couvrir.
[1.3#87] |
| Tsipelina hafa | 7fanabonoka |
| Fivaditsoratra | 8 fambonoka, 9 fanomboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|