|
|
|
|

Teny iditra1 famboly
Fototeny  2voly
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamboly: Toy izao no famboly katsaka.
5Azo ambolena: Hazo tsy famboly, hono, io fa mahafaty tanora. [1.1]
Ohatra  6 Tapi-kitsana ny ravim-boangahazo efa famboly ny tahony. [1.437#]
7 Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12