|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fambedana |
| Fototeny | 2beda |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fisamborana zavatra na olona izay fihinina ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L’action de saisir, le motif.
[1.3] |
| Tovy hevitra | 6fanabedana, fibedana |
| Fivaditsoratra | 7 fambedana, 8 fanademba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|