|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fambango |
| Fototeny | 2bango |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mambango na mandraotra ny volo ka manambatra azy ho randrana tokana na roa na telo.
5azo bangoina. [1.1] |
| Tovy hevitra | 6fanabango |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|