|
|
|
|

Teny iditra1 famaritan' ny anton-draharaha
Singan-teny  2famaritana, 3antony, 4raharaha
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ny asa iray sy ny andraikitra miaraka aminy dia mitaky toetra sy fahalalana ary fahaizana mifanaraka aminy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7déterminisme professionnel. [1.13]
Voambolana  8 Hainifiaraha-monina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11