|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famariparitana |
| Fototeny | 2fariparitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4échelle (en cartographie).
[2.118] |
| Ohatra |
5 Kanefa tsy nitsahatra teo amin' ny famariparitana ny mety sy ny tsy mety fotsiny ny fahendren' ny olombelona, fa mbola nitatra tamin' ny fahaiza-mampiasa ireo zava-misy manodidina azy koa.
[2.285#]
6 Satria ny fanajariana ny tany dia tsy hoe hanova fotsiny ny famariparitana ny toerana, fa hitondra koa endrika fampandrosoana mampifandrindra ny fahasamihafana sy ny firaisan' ny Malagasy. [4.27#] |
| Fivaditsoratra | 7 famariparitana, 8 famirapiratana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|