|
|
|
|

Teny iditra1 famaohana
Fototeny  2faoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Lamba, tapa-damba entina mamaoka, manesotra loto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a towel, anything used for wiping, also pronounced famoàhana. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6serviette, tout ce qui sert à essuyer ; se prononce parfois famoàhana. [1.8]
Kamban-teny rehetra  7lamba famaohana

Fivaditsoratra  8 famahoana, 9 famaohana, 10 famoahana, 11 mahafoana, 12 mahaofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08