|
|
|
|

Teny iditra1 famantanana
Fototeny  2vantana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandehanana mahitsy mankany...
5fanitsiana, fahatongavana tsy mivilivily, fandehanana tsy misy mitana.
6Toerana faleha avy hatrany: Atỳ aminay no famantanan'i dadatoa isaky ny miakatra. [1.1]

Fivaditsoratra  7 famantanana, 8 fanamantana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12