|
|
|
|

Teny iditra1 famangy
Fototeny  2vangy
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamangy.
5Azo vangiana, tokony hovangiana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Celui qu’on peut visiter, manière de visiter. [1.3#809]

Fivaditsoratra  7 famangy, 8 mifanga, mifangà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03