|
|
|
|

Teny iditra1  famangana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Toeram-boninahitra ametrahana ny faty any am-pandevenana (ambodi-madiro, ets) [1.78]

Fivaditsoratra  famangana, 4 fanamanga

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04