|
|
|
|

Teny iditra1 famandrihana
Fototeny  2fandrika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fakana amin' ny alalan' ny fandrika: Mora ny famandrihana ny lambo fa anoavano longoa mitoto-bozaka izy dia mianjera ao.
5Fividianana mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina: Dimanjato ariary ny famandrihana an' io gazety io herintaona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the act of trapping; a subscription to a periodical; the reservation of a seat, hotel room, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7action de piéger; abonnement; réservation d'une chambre, d'une place, etc. [1.8]
Ohatra  8 Hanao famandrihana aho Ravao fa mahasosotra ahy ny tsy mahatratra gazety indraindray. [2.332#]
Kamban-teny rehetra  9sampam-pamandrihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08