|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famalongana |
| Fototeny | 2valongana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mamalongana, izany hoe mampivangongo, na mampidaboka amin' ny tany, na mivarotra ambongadiny.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|