|
|
|
|

Teny iditra1 famakafakana
Fototeny  2fakafaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanadihadiana sy famoaboasana zavatra iray hahitana ny tena fotony; fandinihana, famotopotorana, fanadihadiana. [1.1]
5fanadihadiana zavatra iray ahitana ny tena fotony. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6information. [1.4]
7analyse. [1.13]
Ohatra  8 famakafakana ny tononkalo: inona ny hevitra tian' ny mpanoratra hovelabelarina eto? [2.313]
9 Izany fironana vaovao amin’ny Lalàmpanorenana izany no fototra tsy maintsy hanompanana ny famakafakana ny fametrahana ny faritra tamin’ny 2004. [4.27]
10 Sady hita fa mavesa-danja kokoa ny karazana sasany noho ny hafa, ka ilana famakafakana bebe kokoa. [2.606]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08