|
|
|
|

Teny iditra1 famafazana
Fototeny  2fafy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanapariahana voa amin' ny tany mba haniry, na fanapariahana rano amin' ny tanana mba hoenti-manamasina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5semailles. [1.13]
Voambolana  6 Toe-karena: fambolena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12