|
|
|
|

Teny iditra1 faleha
Fototeny  2leha
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny lalana na ny toerana andehanana mandrakariva, na ny olona avenina mandrakariva: Any Ankadindambo no falehanay rehefa andro fitsangantsanganana ~ Ry dadabe no falehanay any Antsahafiraisana. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fahela, 6 faleha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12