|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 falano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3karazana saka.
[Taimoro]
[1.78] 4Karazan-tsaka avy any Kafra (Afrika). [1.1] |
| Voambolana | 5 Haibiby: mampinono |
| Teny iditra (2/2) | 6 falano |
| Fototeny | 7falana |
| Sokajin-teny | 8 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana falanana [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 9 falano, 10 fanalo, 11 fanola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|