|
|
|
|

Teny iditra1 fakan-teny
Singan-teny  2faka, 3teny
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5razam-be niavian' ny teny iray, ohatra "fahana", avy amin' ny fakan-teny indonezianina "pakan". [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6racine. [1.5]
Voambolana  7 Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12