|
|
|
|

Teny iditra1 faisana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zava-mahazo, mahavoa, mampangirifiry izay toy ny famaizana tamin' ny zavatra ratsy natao: Mitondra faisana, mahita faisana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a wound, an injury to body or mind.. [1.2]
5a scar, a wound; lasting ill effects; an insult. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6blessure, cicatrice; suites d'une blessures. [1.8]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 Anfiasa, 9 faisana, 10 fasiana, 11 fiasana, 12 safiaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08