|
|
|
|

Teny iditra1 faidrantsa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' akorandriaka maranitra ohatra ny homamanta ka mora tapaka raha mahavoa ny tongotra sady sarotra esorina. [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  5 faidrantsa, 6 fandasitra, 7 rafi-tsanda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12