|
|
|
|

Teny iditra1 fahoriana
Fototeny  2ory
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Alahelo lehibe, fijaliana, fiferinaina: Latsaka ao anatin' ny fahoriana izy.
5Loza, voina, fahafatesan-kavana: Azom-pahoriana ny fianakaviany ~ Mamangy anareo amin' ny fahoriana izahay, tompoko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6trouble, calamity, distress.. [1.2]
7suffering. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8affliction, pauvreté, malheur. [1.3]
9souffrance. [1.8]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Voambolana  12 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 afahirano, 16 fahoriana, 17 fiahorana, 18 fihaorana, 19 fiharoana, 20 fihoarana, 21 firoahana, 22 ifoharana, 23 iharofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02