|
|
|
|

Teny iditra1 fahiazana
Fototeny  2hia
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona mahia (hahia, hahiazana) Loza ny fahiazan' itỳ zaza itỳ: hita mitrakitra-erỳ ny taolan-tratrany. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fahaizana, 6 fahiazana, 7 ifahazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12