Teny iditra | faheninambinifolo (faha-, enina, amby, folo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo fahenina amby ny folo [] | |
Ohatra | Tamin' ny taonjato faheninambinifolo no nisian' izany fifandraisana izany voalohany
[2.366] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/23 |