|
|
|
|

Teny iditra1 fahavitrihana
Fototeny  2vitrika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fahakingàna sy fahatanjahana ombam-paharisihana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'agilité, l'ardeur, l'entrain, la vigueur. [1.3#838]
Ohatra  6 Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. [2.470#]
7 Ny sampana angovo dia maneho fahavitrihana tsy mitsaha-mitombo nanomboka tamin' ny. [1.384#]
Tovy hevitra  8havitrihana, havitrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31