|
|
|
|

Teny iditra1 fahatsiahy
Fototeny  2tsiahy
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mahatsiahy.
5Azo tsahivina, tokony hotsahivina: Tsy fahatsiahy ny andro manjombona tamin' ny fiainana lasa. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12