|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahatretrehana |
| Fototeny | 2tretrika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4le bonheur, la félicité.
[1.3] |
| Ohatra |
5 Feon-dreny feno fankasitrahana sy fahatretrehana amin' ny ataon-janany no re, raha mihaona eo amorom-patana iny harivariva iny izy efa-mianaka;
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|