|
|
|
|

Teny iditra1 fahatoranana
Fototeny  2torana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fahasaforana, tsy fahatsiarovan-tena vetivety. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5évanouissement, perte de connaissance. [1.13]
Ohatra  6 Rahefa afaka amin' ny fahatoranana vaovao andray, dia miverina ny karavasy. [2.472#]
7 Ny tsindrona mbola reko manaintaina ihany, ny lohako voakapoka mbola manao ny ataony, ny vokatry ny fahatoranana sy ny tsy fatoriana, nitambatra daholo izany rehetra izany. [2.4#]

Fivaditsoratra  8 fahatanorana, 9 fahatoranana, 10 fanatorahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12