Teny iditra | fahatanjahana (tanjaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny fahatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1] | |
Tovy hevitra | hatanjahana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fahatanjahana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |