|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahasondrianana |
| Fototeny | 2sondriana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Havarianana, harenohana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Le ravissement, la distraction.
[1.3#629] |
| Ohatra |
6 Ary noho ny fahasondrianana tao tratrela, tamy ny enina no niandohana nipetrahana tao, ka tamy ny sivy famantaranandro vao nody.
[2.59#]
|
| Tovy hevitra | 7hasondrianana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|