|
|
|
|

Teny iditra1 fahasoavana
Fototeny  2soa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitahiana, soa lehibe: Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty tsara.
5Fanomezana sopernatoraly omen' Andriamanitra noho ny soa nataon' i Kristy mba hahazoana ny fiainana mandrakizay (fiv.
6kat.): Mampahazo fahasoavana ny sakramenta. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7goodness; grace and kindness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8bonté, grâce. [1.8]
Ohatra  9 Nankahery ahy izy, izy no fahasoavana. [1.369#]
10 fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [1.262#]
Lahatsoratra  11Randzavola: fahasoavana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12