|
|
|
|

Teny iditra1 faharoa
Fototeny  2roa
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany: Ny février no volana faharoa amin' ny taona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5deuxième, second, seconde. [1.3]
Ohatra  6 Izay vao nanatona ilay faharoa. [2.4]
7 faharoa : misy sambo hitondranao azy ve? [2.471]
8 Nandefa tafika faharoa Andrianampoinimerina. [2.508]
9 Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314]
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 10 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 afaharo, 12 ahafaro, 13 faharoa, 14 foahara

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08