|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faharetana |
| Fototeny | 2aritra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4endurance, patience.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5persévérance, patience.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Eny, ry Neny, nampianarina ny faharetana aho;
[2.470]
7 No mampivaona ny fony aman-tsainy, toa tsy mety hiorim-paka na amin' inona na amin' inona, nefa nalaza ho milanto toetra sy be faharetana teo aloha? [2.296] |
| Voambolana | 8 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|