|
|
|
|

Teny iditra1 fahanterana
Fototeny  2antitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4old age. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5vieillesse. [1.3#53, 1.8]
Ohatra  6 Sa efa lazoin' ny fahanterana? [2.528#]
7 Izany rehetra izany no vokatry ny fahanterana. [2.59#]

Fivaditsoratra  8 fahanterana, 9 fanatrehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12