|
|
|
|

Teny iditra1 fahamaotinana
Fototeny  2maotina
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Mbola nanan-tombo aza izy tamin' ny fahalemem-panahy sy ny fahamaotinana. [2.643]
5 Miditra amin' ny fahamaotinana ny tovolahy ka mitsiry fanahy hafahafa, tsy voazavan' ny tsy ampy fahalalana toa azy tantsaha. [2.470]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29