|
|
|
|
Teny iditra
1
fahamai
va
nana
Fototeny
2
mai
vana
Sokajin-teny
3
anarana
Ohatra
4
Misy zavatra roa iniharihary izay mahatonga ity
fahamaivanan
-kevitra momba ny fanambadiana ity
[
2.285
]
Haiendriteny
5
Tsotra :
fahamaivanana
, fahamaivanako, fahamaivananao, fahamaivanany, fahamaivanantsika, fahamaivananay, fahamaivananareo, fahamaivanan', fahamaivanan-, fahamaivanam-, fahamaivana-
6
Tovonana :
-pahamaivanana, -pahamaivanako, -pahamaivananao, -pahamaivanany, -pahamaivanantsika, -pahamaivananay, -pahamaivananareo, -pahamaivanan', -pahamaivanan-, -pahamaivanam-, -pahamaivana-
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29