|
|
|
|

Teny iditra1 fahakinga
Fototeny  2kinga
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany. [1.1]
Tovy hevitra  5fahakingana, hakinga, hakingana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31