|
|
|
|

Teny iditra1 fahafoizan-tena
Singan-teny  2fahafoizana, 3tena
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Ny zavatra anankiray koa dia ny tsy fisian' ny fahafoizan-tena [2.285#199]
6 Faly izy noho Ratrimo feno fahafoizan-tena, Olo-manga iray mijoro mba ho sorom-pirenena [2.1022]
7 Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29