|
|
|
|

Teny iditra1 fafy katrana
Singan-teny  2fafy, 3katrana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza ny voam-bary afafy amin' izao fa tsy mba nalona mialoha; fomba famafazana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo. [1.1]
6fomba famafazana voa tsy nampitsiriana mialoha.
7fafy gaboraraka. [1.13]
8méthode d'ensemencement de graine sans germination préalable.
9dilapidation. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10sowing dry or unmoistened rice, in opposition to the usual mode of first soaking it until germination [vaky vazana] has commenced.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11riz qu’on sème sans le faire germer préalablement dans l’eau. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11