|
|
|
|

Teny iditra1 fafazo
Fototeny  2fafy
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fafazana [Fitanisana]
Ohatra  4 fafazo rano ny tsihy (Eparpillez de l’eau sur la natte) [1.3#137]
5 Alohan'ny handehanana eny an-tsaha na any anaty ala izay ahitana be indrindra ireo dia fafazo solifara ny hoditra - indrindra ny ranjo na ny kitrokely, hatotanana, andilana ary ny tenda. [2.424#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16